|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  potika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Sombina, vaky: Poti-kena [1.1]
4 sombinjavatra kely [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 particule [1.13]
Kamban-teny rehetra  6  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)8  potika
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 Rovitra, hotohoto, voarotika: Potika ny akanjony avy tao anatin' ny fifanjevoana tao / Hataoko potika ialahy fa aza be lama eo [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  30 kapoty, 31 kitapo, 32 pitako, 33 pokaty, potika, 34 tapoky, 35 topika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09