|
|
|
|

Teny iditra1  miraefadafy
Singan-teny  2 mira, 3 efatra, 4 lafy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 marolafy tsongaina mitovy halava ny lafy efatra, fa ny zoro kosa mitovy tsiroaroa [1.13]
7 Marolafy izay mitovy halava ny lafy efatra aminy fa ny zoro kosa mitovy tsiroaroa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 losange [1.13]
Voambolana  9  Matematika: rafitsary

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11