|
|
|
|

Entry1  miraikitra
Part of speech  2  active verb
Root  3  raikitra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Mipetaka, mifetaka: Tsy miraikitra tsara amin' ny valopy ny hajia
Mifikitra: Aoka tsy hiraiki-po amin' ny zavatry ny tany
Explanations in English  11  [1.2] to adhere, to stick to, to cleave to.
12  [1.7] to stick to something
Explanations in French  13  [1.8] se coller, adhĂ©rer
Examples  14  [2.472] Ny akanjon' i Feno aza tantera-drano sy miraikitra amin' ny hodiny iny amin' ny lamosiny rehetra iny.
Proverbs  15  Proverbs containing the word miraikitra

Anagrams  16  miraikitra, mitari-kira

Updated on 2025/08/10