|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mirandrana
Fototeny  2 randrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manaraka fomban-drandrana: Mirandrana foana ny volon' iny vehivavy iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be in plaits. [1.2]
6 to be braided [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être tressé [1.8]
Ohatra  8  Amin'ny saron-tratra asio rojo volamena madio madinika, atao mirandrana toy ny tady; [2.996]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  mirandràna
Fototeny  14 randrana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirandrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 mandrirana, 17 marandrañy, mirandràna, mirandrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27