|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miraoka |
| Fototeny | 2 raoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Maka sy manongotra ahitra amin' ny vava toy ny fanaon' ny omby, ondry, sns...: Zanak' omby lavi-kijana, anaty toerana manavia; / miraoka ahitra tsy mba voky, mimaona foana, lavi-mpanoina (F. Rai.)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to eat grass as cattle.
[1.2] 6 to crop grass (of cattle, etc.) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 brouter l'herbe; être misérable
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 miraoka ahitra |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 amokary, miraoka, 14 miroaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|