|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 raoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fakana zavatra, ka izay mahafeno ny tanana, na ny tanana anila na ny tanana anankiroa; fandraisana zavatra indray miaraka
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 17 raoka |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 a spear, a javelin. See lefona, saboha, solohy
[Provincial]
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 20 akaro, 21 akora, 22 karao, 23 koara, 24 oraka, raoka, 25 roaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|