|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mirapaka
Fototeny  2 rapaka
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tafintohina ka latsaka any anaty lavaka, mitsofoka tampoka ao anaty lavaka; mitsarapaka [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mirapaka
Fototeny  10 rapaka
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  12 to lie well on the floor, as planks or a mat [Provincial] [1.2]

Fivaditsoratra  13 Amparaky, 14 ampikara, mirapaka, 15 mpiaraka, 16 pamaraky, 17 pikarama

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12