|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  rapaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fihinanana zavatra izay tonga dia any am-bava
4 Fakana na fihinanana zavatra tsy mifidy fa izay rehetra hita dia alaina [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)16  rapaka
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Vatan-dravinala novakina sy novelarina mba hanaovana rindrin-trano sy ngorodona amin' ny trano falafa [1.1]
19 takelaka azo avy amin'ny vatan'ny ravinala [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  20 a floor, a flooring. See ngorodona [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  21 planche de ravinala [1.13]
22 (de rapaka : action de ramasser en masse, sans distinction). Nom des matériaux grossiers qu'on ramasse en quantité pour les constructions. Notamment les pétioles de Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae) couramment utilisés pour faire des cloisons, les plafonds, des cases, etc. [Tankarana] [1.196]
Ohatra  23  Dia omeny Andrianampoinimerina angady rapaka indray [2.48]
24  Any anatin' ny maitso any no itrangan' ny tafo fanitson' ny trano «rapaka» na anarangaranan' ny trano hazo toa santionan' ny fahagola. [2.499]
Voambolana  25  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Kamban-teny rehetra  26  Fikambanana 3 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)28  rapaka
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30 (probablement tiré du mot précédent). Chrysalidocarpus madagascariensis Becc. et Chrysalidocarpus nossibensis Becc. (Arecaceae).
31 Les feuilles de ces Arecaceae sont souvent utilisées pour les constructions rustiques [Tankarana] [1.196]
Voambolana  32  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17