Entry (1/4) | 1 mirary |
Part of speech | 2 active verb or adjective |
Root | 3 rary |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Vita rary: Rindra mirary ny tsihy Voamboatra, voavitrana: Efa mirary izao ny fihavananay Mora, tsy lafo: Mirary ny vidin-javatra ato amin' ity mpivarotra ity |
Entry (2/4) | 9 mirary |
Part of speech | 10 active verb |
Root | 11 rary |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
17 [1.78] [Sihanaka]
mangataka 18 [1.1] Mangataka faherezana na fandresena ho an' ny mpiady amin' ny alalan' ny hira, vavaka Maniry soa ka mangataka izany amin' ny alalan' ny vavaka ho an' ny olona iray: Mirary soa ho anao aho amin' izao fiandohan' ny taona izao. |
Entry (3/4) | 19 mirary |
Part of speech | 20 active verb |
Explanations in Malagasy |
21 [1.78] [Taisaka]
mandrara, misakana |
Entry (4/4) | 22 mirary |
Part of speech | 23 active verb |
Explanations in Malagasy |
24 [1.78] [Bara]
mamangy |
Anagrams | 25 mariry, mirary, mirira |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |