|
|
|
|

Entry (1/2)1  mirava
Root  2  rava
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mivoaka ny fianarana, ny trano fiasana: Amin' ny dimy nomirava ny mpiasa
Miparitaka, mihahaka: Mirava ny vahoaka
Vita, mifarana: Mirava ny fiangonana
Tsy tanteraka: Mirava ny fitsangantsanganana rahariva fa ratsy ny andro, [1.1]
Explanations in English  5  to break up (of a meeting) [1.7]
Explanations in French  6  se séparer; se disperser après une réunion [1.8]
Examples  7  Ka dia mirava isika aloha fa hihevitra izay hatao aminy izahay. [2.587#]
8  Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona. [1.353#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
All compound words  13  2 combinations of this word

Entry (2/2)14  miravà
Root  15  rava
Part of speech  16  imperative of active verb mirava [Full list]
Explanations in Malagasy  17  [1.1]
Explanations in French  18  [1.3]

Anagrams  19 mirava, miravà

Updated on 2025/10/12