Entry | 1 mirava samy marina |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 mirava, samy, marina |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] zava-niseho tamin' ny andron-dRanavalona II no nahatonga an' io fitenenana io: somary sahala amin' ny didy manko, hono, ny miangona tamin' izany, ka tonga tao am-piangonana ny olona nefa tsy nisy mandrakariva ny mpitari-pivavahana; koa rehefa nirava ny olona, dia samy nirava samy marina, hono, satria samy tao am-piangonana nefa tsy niasa alahady |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |