|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miraviravy |
| Fototeny | 2 raviravy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihantona, mikiramborambo: Tapaho io hoditra miraviravy io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to hang down
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 être suspendu, pendiller
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 11 mihantona, 12 mikiramborambo, 13 mikiraviravy, 14 mikirazorazo, 15 mikirombaromba, 16 mikirozaroza, 17 mikivilivily, 18 miramborambo, 19 mirazorazo, 20 mirozaroza, 21 misahondrahondra, 22 mitarozaka, 23 mitarozaroza |
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | miraviravy, 26 miviravira |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|