|
|
|
|

Entry1  mirazotra
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  mira, zotra
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Tsipika mitovy elanelana hatrany amin' ny tsipika iray hafa: Ny tsipika AB dia mirazotra amin' ny tsipika DE
Explanations in French  10  [1.13] parallèles
Examples  11  [1.384#] mirazotra amin' izany, ny fanamafisana ny fandriam-pahalemana mba hitazomana ny filaminana ara-tsosialy sy ny fanajana ireo fitsipika eo amin' ny fitantanam-bola dia ho hita ihany koa.
Vocabulary  12  Mathematics: geometry

Anagrams  13  mirazotra, mirozatra

Updated on 2025/08/10