|
|
|
|

Teny iditra1  mireraka
Fototeny  2 reraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mivaha dia miboraka; mihaketraka, migedragedra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 être flasque, détendu, lâche comme une corde, un habit, comme les ailes des oiseaux
6 se détendre, se relâcher, comme une corde, comme les ailes des poules abattues par la chaleur, comme la voix d’un malade épuisé, se fatiguer [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 mirarake, mireraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02