| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : mireraka
|
|
|
| Ohabolana 1 | Tsy mba ny akoho foy ririnina, ka hireraka elatra, fa ny zana-borona foy lohataona ka mavitrika. [2.558 #292]
Tsy mba ny akohokely foy ririnina izahay ka hanjoretra sy hireraka elatra ; fa ny zana-borona foy lohataona, ka sady matanjaka no mavitrika. [2.653 #3390, 2.974]
|
| Dikanteny frantsay | Nous ne sommes pas des poussins éclos en hiver, malingres et traînant les ailes, mais des oisillons nés au printemps, robustes et agiles. [2.974 #35]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|