|
|
|
|

Entry1  miroahana
Part of speech  2  active verb
Root  3  roahana
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.10]
8  [1.1] Misalasala, sanganehana, mihambahamba tsy matoky tena: Niroahana be ihany izy alohan' ny handehanany
Explanations in English  9  [1.2] to hesitate, to doubt; to be of two minds
Explanations in French  10  [1.3] hésiter, être en suspens, douter, ne savoir quel parti prendre: Miroahan-dava izy (Il hésite sans cesse)
Examples  11  [2.996] Avy amin'i Zabolona, dimy alina, samy azo alefa amin'ny tafika, vonon-kiady, efa hary fiadiana tsara mihitsy, mba hilahatra hiady amin'ny fo tsy miroahana.
Vocabulary  12  Philosophy
Analogs  13  misalasala, miahanahana, mihambahamba, miherohero

Anagrams  14  amahorany, amoharany, amohirana, amorahany, anamariho, hamarinao, hamaroina, hamiranao, hamoirana, hamoraina, hamoranay, hamoriana, hanamoria, mahay rano, miroahana

Updated on 2025/07/29