|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mirongo |
| Fototeny | 2 rongo |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misy vakana ny sisiny (lamba)
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 9 mirongo |
| Fototeny | 10 rongo |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Mitondra eny amin' ny tena: Mirongo fiadiana izy rehefa mivoaka
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 17 mirongo |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 mirandrana, manao volo
[Tanala]
[1.78] |
| Voambolana | 20 Fandram-bolo |
| Fivaditsoratra | mirongo, 21 mongory, 22 morongy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|