|
|
|
|

Entry1  miropy
Part of speech  2  active verb
Root  3  ropy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Mitakoko, mipetraka manjokaiky
Mialoka: Izany, rahavako, noroa lahy milanja ambetraka, ka sendra laviana miara-miropy, sendra mafana miara-mihinjaka (Rajaonah Tselatra)

Anagrams  8  miropy, mpiory, poirim

Updated on 2025/07/29