Entry | 1 misafofoka |
Root | 2 safofoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mianjera Voan' ny aretin-tampoka [1.1] |
Explanations in French |
5 Tomber, être saisi d’une attaque [1.3#556] |
Examples |
6 Raha mbola nitebiteby tao anatin' ny loza toy izany izy ireo, ka ny saina toa tonga adala tsy nahevitra na inona, na inona, ary ny maso tsy nijery afa-tsy ity rano misafofoka miakatra tsy azo tohaina, mitondra ny fahafatesana hanarona sy hipaoka ary hitelina sy handrapaka azy;
[2.587#]
|
Morphology |
|
Vocabulary | 10 Health |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |