|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  safofoka
Fototeny  2 fofoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fandroadroatran' ny rano mianjera amin' ny riam-bato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 things falling down or getting out of their place, disarrangement [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 chute [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)26  safofoka
Fototeny  27 fofoka
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 Aretin' andoha mahajenjina, mahafanina, ateraky ny fanaviana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  30 maladie qui rend la tête lourde, qui donne des vertiges [1.3]
Voambolana  31  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19