|
|
|
|

Entry (1/2)1  misampana
Part of speech  2  active verb
Root  3  sampana
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Misy rantsana, mirantsana: Etsy alohaloha etsy dia misampana roa ny lalana ka ny havia no mankany an-tsena
Misahana: Misampana amin' ny raharaha maro izy ka sahirana
Misalasala: Misampana ny saiko: na handeha na hijanona
Examples  9  [2.470] Foto-boaloboka misampana maro no mananika ny trano, manalokaloka azy tsy hahazo hazavana be loatra avy ety ivelany.

Entry (2/2)10  misampàna
Part of speech  11  imperative of active verb misampana [Full list]
Root  12  sampana
Explanations in Malagasy  13  [1.1]
Explanations in French  14  [1.3]

Anagrams  15  isampanam, mampanisa, manasampy, misampana, misampàna, mpanamasi, nampiasam

Updated on 2025/08/10