|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misampina
Fototeny  2 sampina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manipy ny ila lamba eo ambony soroka: Misampin-damba ~ Misampin-kavia no tian-dRamatoa io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to wear the lamba with one end on a shoulder; to drape a cloth etc. over something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 porter le lamba avec un bout sur l'épaule; être en califourchon sur une chose; placer en califourchon [1.8]
Ohatra  7  Malabary mitsoriadriaka maitso sy soga roa sosona araka ny maha tambanivohidahy azy no misampina eny an-tsoriny. [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 misampin-damba

Teny iditra (2/2)13  misampìna
Fototeny  14 sampina
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misampina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 mampanisy, 17 manampisy, misampìna, misampina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27