|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misandratra |
| Fototeny | 2 sandratra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miakatra, mianika amin' ny toerana avo, misondrotra, misavoana: Misandratra eny amin' ny habakabaka ny papangohazo
5 Miakatra amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Nisandratra kosa tato ho ato ny mpilalao baolin' i Madagasikara [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to rise; to be promoted
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 s'élever; être promu en grade ou en dignité; cf. misondrotra
[1.8] |
| Ohatra |
8 mba hisandratra ny aina!
[2.48]
9 fa na intelo misandratra aza ny avoko ka intelo tsinana ny Alahamady ny fitia aza mba atao lany [2.131] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 misandratra andro |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 Mandritsara, misandratra, 17 tsaramandry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|