|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misangisangy |
| Fototeny | 2 sangisangy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Milalao amin' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany
5 Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrinaIsambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho tamana mihitsy ny zanako 6 Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to fool around; to tease
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 badiner; taquiner
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 12 misangy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|