|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misangodina
Fototeny  2 sangodina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihodinkodina eo an-toerana ihany: Hosoloako ity tandrimoko ity fa tsy misangodina tsara'
5 Mivezivezy, mivoivoy: Misy tovolahy iny misangodina lava ao atsinanan-trano ao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to swirl, to whirl [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 tourner comme une toupie [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  misangodìna
Fototeny  13 sangodina
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misangodina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misangodina, misangodìna, 15 misongadina, misongadìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26