Entry | 1 misara maina |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 misara, maina |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] misaraka tsy nisy zavatra raikitra na nifanarahana; samy miala tsy misy na inona na inona vita |
Synonyms | 5 misara-poana, misara-potsiny |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |