|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  maina
Fototeny  2 haina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy lena, tsy mando: Efa maina ny lamba ka ampidiro
5 Tsy avy orana: Maina ny andro ka nanahy vary izahay
6 Ritra ny rano tao aminy, tankina: Maina ilay dobon-trondro atsy avaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 dry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 sec [1.3#419]
9 desséché, tari [1.3#419]
10 à sec [1.8]
Ohatra  11  Tany maina sy trano foana no aty. [2.472]
12  Ny rivotra avy atsimo dia maina koa; [1.38]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tohi-kevitra  23 lena
Mpanahaka  24  haraka, 25  karakaina, 26  makiana, 27  mangetana, 28  ritra, 29  tankina, 30  vakyhentana
Kamban-teny rehetra  31  Fikambanana 47 amin' io teny io
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/6)33  maina
Fototeny  34 haina
Sokajin-teny  35  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  36 Diso fanantenana, gaina fa voan' ny tsy nampoizina: Maina ohatra ny kitay izy nandre izany vaovao izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  37 désappointé, déchu, surpris, qui n'a rien à dire [1.3#419]

Teny iditra (3/6)38  maina
Sokajin-teny  39  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  40 in vain [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  41 en vain [1.8]
Kamban-teny rehetra  42  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (4/6)43  maina
Sokajin-teny  44  anarana
Fanazavàna teny frantsay  45 (équivalent de maizina (merina) dans le sens d'obscur, à feuillage sombre, pour les arbres). Nom d'un arbre indéterminé utilisé autrefois pour tailler des pirogues monoxyles. [Betsileo, Bezanozano, Tanala] [1.196]
Voambolana  46  Haizavamaniry

Teny iditra (5/6)47  maina
Sokajin-teny  48  anarana
Fanazavàna teny frantsay  49 (de haina : sec, desséché). Nom d'un arbre à feuilles caduques, donnant des fruits comestibles (cité anciennement par A. Grandidier). [Sakalava] [1.196]
Voambolana  50  Haizavamaniry

Teny iditra (6/6)51  Maina
Singan-teny  52 maina
Sokajin-teny  53  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  54  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  55 amany, 56 amina, maina, Maina, 57 mañia, mania, Mania, 58 miaña, miana, 59 Naima

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27