|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misariaka
Fototeny  2 sariaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miseho falifaly amin' ny olona mitari-dresaka sy mitsikitsiky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be gay, to be cheerful [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 être gai, affable [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  misariaka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 misaritaka [Tambahoaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12