Entry (1/2) | 1 sariaka |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 riaka |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Falifaly lava, tia resaka sy mitsikitsiky: Olona sariaka iny namanao iny ka mahafinaritra ny miaraka aminy. |
Explanations in English |
10 [1.7] gay, affable |
Explanations in French |
11 [1.8] gai, débonnaire |
Synonyms | 12 mariaka, mariadriaka, sariadriaka |
Entry (2/2) | 13 Sariaka |
Part of speech | 14 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
15 Geography: rivers, lakes |
Illustrations |
|
Anagrams | 18 arakisa, arisaka, asarika, sakaray, Sariaka, sariaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |