|
|
|
|

Teny iditra1  misaritaka
Fototeny  2 saritaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikorontana, tsy milamina: Aza fady fa misaritaka be ihany ity ny tranoko
5 Mifaningotsingotra tsy hita lany: Misaritaka ity tady ka aoka hotapahina fa manala
6 Misafotofoto tsy mihogo na mirandrana (volo): Misaritaka ny volonao fa hogoy kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be in disorder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 être pêle-mêle [1.8]
9 être en désordre; être ébouriffés (cheveux) [Tanala] [1.6]
Ohatra  10  Misaritaka ny olona eo mikarakara sakafo ho an-dRagova. [2.472]
11  Ny takolany no menabe ary ny volony misaritaka aza dia mbola nanome endrika azy Ihany. [2.895#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  misaritaka, 17 ramitsiaka, 18 tsimiaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17