|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 saritaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fikorontanana sy fisafotofotoana, fikororoana
4 Fifaningotsingoran-tady tsy hita laniny 5 Firomborombon-kofehy na volo tsy mihogo sady tsy mirandrana 6 Ny tsaikan-dandy aorian' ny fanantsodiavana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 disorder, confusion
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 désordre, confusion
[1.3#582, 1.8] 9 pêle-mêle, embrouillement, entortillement, enchevêtrement [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 28 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 29 saritaka |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 Liane indétérminés d'après Dandouau.
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 32 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 33 asitraka, 34 saikatra, 35 sarakaty, saritaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|