|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misasa
Fototeny  2 sasa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 manadio tena amin'ny rano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to wash oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Être lavé, se laver [1.5]
7 se laver, faire sa toilette [1.8]
Ohatra  8  Tsy misy heviny koa mantsy ny hoe misasa madio raha ranom-potaka no ampiasaina. [2.472]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)14  misasà
Fototeny  15 sasa
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misasa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misasà, misasa, 17 Samsaì

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21