Entry | 1 misasaka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 sasaka |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Mitapaka roa mitovy: Tsy mbola misasaka akory ny volana dia lany sahady ny karamany Mahazo ny antsasany avy: Tandremo fa tsy misasaka isika amin' ireto voankazo ireto satria izaho no nandoa vola be kokoa tamin' ny nividianana azy |
Explanations in French |
11 [1.3] être divisé en deux, être partagé en deux parties égales; avoir pour soi la moitié d'un objet. Aoka hisasaka isika amin'ity asa tanimbary ity (Partageons-nous en deux groupes pour bêcher cette rizière) ~ Tsy mbola misasaka tsara ity varintsika ity (Notre riz n'est pas encore bien partagé en deux parties égales ~ Misasaka amin'ity vola ity isika roa lahy (Chacun de nous deux doit avoir la moitié de cet argent, nous devons nous partager cet argent à nous deux) |
Examples |
12 [2.293] Indro ny iray toko tombon-dahinao, satria hianao no mpanjakan' ny biby rehetra, ary indry ny iray toko anao misasaka amy ny ahy. |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word misasaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |