|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 misatry |
| Fototeny | 2 satry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao araka ny sitraky ny fo, ny danin' ny kibo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to act according to one's good pleasure
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 agir selon son bon plaisir
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 misatry |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 mody
[Tanosy]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 14 maritsy, misatry, 15 misitra, 16 mitsira |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|