|
|
|
|

Teny iditra1  satry
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tiana, sitraka: Satriko ny handeha, saingy mita hanavy aho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 intended; wished; to intend, to prefer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 voulu, désiré, visé, choisi, préféré: Satriko ny mandeha, fa misy ranonorana (Je voudrais bien partir, mais il y a de la pluie) [1.3]
6 voulu, qu'on a l'intention de faire; préféré [1.8]
Ohatra  7  Moa va tsy fanala latsaka maraina iny hariva iny ka satry ihany hilatsaka am-patana rehefa vita ny lahasa an-tsaha. [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  20 ratsy, satry, 21 sitra, 22 Tarsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17