|
|
|
|

Entry1  misava lalana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  misava, lalana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ireo olona alefa mialoha hanomana ny dia amin' ny hiavian' ny lehibe
Explanations in French  5  [2.415#2953] Celui qui donne l' exemple fraie le chemin aux autres
Examples  6  [1.1] Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana

Updated on 2025/07/29