|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misavily |
| Fototeny | 2 savily |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikivilivily, mikapilipily: Aza misavily amin' io rantsan-kazo io ianao sao potraka
5 Miolaka: Hevitra misavily [1.1] 6 afaka mihetsika mihoatra ny teza iray [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 basculer
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|