|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 savily |
| Fototeny | 2 vily |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Vy ahazoan' ny varavarana na ny saron-javatra, toy ny vata, misokatra sy mikatona
5 Vy miady 6 Fikivilivilian-javatra mivezimbezina 7 Famelezana ankolaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a hinge; the act of swinging on a hinge
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 charnière, gond; action de se balancer comme sur une charnière
[1.8] |
| Ohatra |
10 Ary ny malemy dia atao fangady sy fantsika sy savily ...
[2.48]
11 Namakona sy nanambatra azy Idada ary nametraka ny savily sy ny hidiny. [2.332#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 28 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | savily, 29 vilasy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|