|
|
|
|

Teny iditra1  misifotra
Fototeny  2 sifotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mangalatra zavatra madinidinika, mamitaka amin' ny fomba tsy mendrika [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 mifositra, misifotra, 10 ramifotsy, 11 tsimarofy, 12 tsy marofy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12