|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sifotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Halatralatra madinika atao amim-pahakingana, famitahana tsy mendrika. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)13  sifotra
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Biby misy akorany boribory ny vatany ary misy tandrony roa lava ny lohany: Misy karazany maro ny sifotra, fa ao ny sifomainty, ny sifotr' ala, ny sifotr' amboa [1.1]
16 karazam-biby tsy misy taolana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  17 snail [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 escargot, limace [1.8]
19 mollusque, escargot [1.13]
Voambolana  20  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 11 amin' io teny io
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  23 faritso, 24 fitrosa, 25 fositra, 26 rafotsy, 27 ratsy fo, sifotra, 28 Tryfosa, 29 tsirofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17