Entry | 1 misikidy |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 sikidy |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manao sikidy: Mianatra misikidy Rakoto Mamantatra ny ho avy na ny fitsaboana aretina amin' ny alalan' ny sikidy: Matoky ny olona misikidy ve ianao |
Explanations in English |
9 [1.7] to practice divination by the sikidy rite |
Explanations in French |
10 [1.8] deviner par le rite du sikidy, prédire |
Examples |
11 [2.48] Rahazavatra atao, dia misikidy ny andriana, dia mamono vorona ny mpisikidy, asaina mamono vorona ny mpanozon-doha (mampinona akoholahy); |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word misikidy |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |