Entry | 1 misionera |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Mpitondra fivavahana alefa any an-tany hafa hampianatra sy hitory ny finoany [1.1] |
Examples |
4 Nilaza tamin'ny mpanao raharaham-piangonana io misionera io fa marary ihany Ingahy Rainialijaona.
[2.324]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |