Entry | 1 misitrika |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 sitrika |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.78] [Sihanaka]
miery 9 [1.1] Milentika: Vonjeo fa nisitrika iry lakana Miditra, mitsofoka lalina: Nisitrika tany anaty ala tany izy Miery, miafina ao anaty zavatra: Nisitrika tao an-trano izy ka tsy hitan' ny polisy |
Explanations in English |
10 [1.7] to hide to dive |
Explanations in French |
11 [1.8] se cacher plonger |
Analogs | 12 mifonoka |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word misitrika |
Anagrams | 14 marikitsy, misitraky, misitrika, mitsirika |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |