Entry | 1 misokà ka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 sok |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony: Tsy mahay mandrafitra mihitsy izay nanao ity latabatra ity; jereo fa misokaka ny zorony rehetra Mitanatana vava raha mahita zavatra mahavariana, kidaladala: Zazalahy misokaka lahy Ibalita kely ity ~ Misokaka izy rehefa mahita fiarakodia goaibe 8 [1.13] misokatra kely |
Explanations in French |
9 [1.3#617] être disjoint, entr'ouvert, béant, niais 10 [1.13] entrebâiller |
Anagrams | 11 mikasoka, misokà ka, misokaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |