|
|
|
|

Entry1  misokatra
Root  2  sokatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  mivoha [Taisaka] [1.78]
5  Afa-tsarona: Misokatra ny vata
Mitanatana; mivelatra: Aza misoka-bava rehefa matory. / Misokatra ny boky
Mivoha, mivoha voalohany: Tsy mbola nisokatra ny trano. / Mangazay vao nisokatra ity
Azo (atao, aleha, iasana, anjonoana...): Misokatra izao ny lalana mianatsimo. / Misokatra ny fanjonoana any Manjakatompo
Mihataka ny vavany, ny sisiny: Misokatra ny vavafery
Heno mafy ary mazava: Efa nisokatra izany ny feonao farina teo iny [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
All compound words  10  4 combinations of this word

Anagrams  11 kamositra, 12 mirotsaka, 13 misatroka, 14 misokatra, 15 mitsoraka

Updated on 2025/10/08