|
|
|
|

Entry1  misokitra
Part of speech  2  active verb
Root  3  sokitra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Manao sarin-javatra sokirina: Mahay misokitra ny foko maromaro ao atsimo ao
Voasa amin' ny fandraka: Iza no nanana ity sary misokitra ity?
Maka amin' ny fitaovana marani-doha: Misokitra voankazo
Miangavy mafy, mangataka fatratra: Nisokitra ahy mafy Rakoto fa tsy nety namboraka ny tsiambarateloko aho

Anagrams  9  miritsoka, misokatry, misokitra, mitsorika, tsimorika

Updated on 2025/07/29