|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  sokitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3 ciselé, gravé, qui porte les empreintes de la petite vérole [1.3#619]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  15 soki-nendra

Teny iditra (2/4)16  sokitra
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Asa rafitra atao amin' ny fandraka
19 Fanaovana sary amin' ny hazo na vato
20 Ny lavaka eny amin' ny endrika avy amin' ny aretina nendra sitrana
21 Fakana zavatra mihantona amin' ny hazo marani-doha lavalava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 engraving, carving [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 Travail fait au ciseau, au burin
24 petits trous, comme ceux que font des instruments pointus, comme les trous laissés par la petite vérole.
25 action de ciseler, de sculpter, de graver, d’arracher avec un instrument ointu [1.3#619]
26 gravure, inscription [1.8]
Ohatra  27  Zava-madinika no hatao, ka samy mamorona izay manavanana azy : sary amin' ny taratasy, sary mivaingana, sokitra, zaitra, ets. [2.332#69]
Voambolana  28  Zavakanto

Teny iditra (3/4)29  sokitra
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 Fanesorana ny kaka amin' ny nify na ny loto ao anaty sofina [1.1]
Voambolana  32  Fahasalamana

Teny iditra (4/4)33  sokitra
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny frantsay  35 Figuré: action de pressurer, de faire des demandes importunes pour obtenir quelque chose [1.3#619]

Fivaditsoratra  36 kositra, 37 ritsoka, 38 sikotra, 39 sokatry, sokitra, 40 tsikora, 41 tsorika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09