|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misoko ohatra ny ron-gisa |
| Singan-teny | 2 misoko, 3 ohatra, 4 ro, 5 gisa |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 enti-milaza zavatra izay tsy hita maso ny fiasany nefa ny vokany ao ihany, zavatra tsy ampoizina nefa misy asany
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|