|
|
|
|

Teny iditra1  gisa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vorona anisan' ny lehibe amin' ny varana ompiana ka nahatonga ny anarany hoe Vorombe; efadrantsana miraikitra sy mitapelaka ny gisa ary fisa-bava lavalava; vorona tsara hena na dia somary sarotsaro-devonina ihany aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a goose [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 oie [1.54]
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  7  Haibiby: vorona
Tsipelina hafa  8 gisy
Mpanahaka  9  vorombe
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io
Sary 

Fivaditsoratra  12 gasy, gisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09