|
|
|
|

Teny iditra1  misolanga
Fototeny  2 solanga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miainga dia milavo any aoriana: Tandroka misolanga
5 Somary mitraka na miakatra kely: Volo misolanga [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  10  Bikan' ny tandrok' omby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02